Sandy,Willy,Chris(Christian) ANTSIRABE
Manao ahoana ,
Ory izy telo lahy ah! mba valio aho raha
hitan' areo ity hafatro ity , na misy olona
mahafantatra azy ireo
Sandy sy Willy dia mpirahalahy ( Andohantany )
taloha , Chris metisse sinoa Antsenakely
Misy ny hilaiko an' areo maika
Ireo toerana ireo no nahafantarako an' areo talohaNous avons rigole ensemble à l' epoque.
Misy hilaiko anareo maika
Misaotra izay mamaly tompoko

