Description de l’annonce
Description
Ity hirako ity dia atolotro anao......
Raha io ny sonnerie an' ny téléphone nao taloha diatadidio fa na inona na inona no zavatra mitranga
sy misy na aiza na aiza no misy antsika tsirairayavy , ny tena namana tsy manadino.
Ary noho io finamanana io no nanampiako anao tsy
nitandrovako hasasarana raha nangataka informationtamiko ianao.
Mahereza eh!dia mirary soa
En détails
- Maj: 08/11/2009 1029 Vues
- Type Recherche : Recherche Amis
- Annonceur : Particulier
- Pseudo : Mba_tadidi
101 Antananarivo

Aucune photo pour le moment.