Arabaina fa tena mahomby sady feno loko mahafinaritra , tohizo tompokolahy tompokovavy Mahereza e!
Danielle Bourval
27/10/2002
Danielle BOURVAL de Luanda (Angola): BRAVO...pour votre site sur Madagascar. Reve de prendre contact avec tous mes amis d'enfance de TULEAR entre 1947-1967. GROS BISOUS A TOUS....SALAMA.
Jam Edgard
27/10/2002
Mahafak'andro e! misy tena manapatsinay ireo annonces,tokony fidina izay mampihomehy indrindra dia atao amin'ny takelaka iray hialana voly.
Anjaharinoro Andriambelomanana
26/10/2002
Salut daholo isika rehetra tena tsara sady mahafinaritra ilay site ka tsara fa tohizo e, dia mba asio 'chat' aloha fa vao maika izy @ izay tena mahafinaritra be mandrapihaona daholo e!!!
Théos Razafimanantsoa
13/10/2002
Mahavariana ary mahaliana koa dia fisaorana no atolotra.
Léon
12/09/2002
Merci pour ce super espace culturel. J'ai eu beaucoup de contacts très intéressant par l'intermédiaire de ce site. . Bonne contination.
Murielle
15/05/2002
Chapeau particulier pour ce site...unique!
M. Randriamanantsoa
13/05/2002
Fitsidihana voalohany, tonga dia nampiaiky ny tsy fisian'ny kitoatoa sy ny fahatomombanan'ny takelaka. Fankaherezana hatrany hatrany e
Tsiry Natacha Andriasoalinirina
06/05/2002
Misaotra tompoko , c' est génial , ?a nous permet de se rencontrer et de se partager entre nous NIRINA.
Christiane
20/04/2002
Félicitations pour votre site. Il est superbement bien fait et très beau. Continuez. Ca réchauffe le coeur lorsque l'on est nostalgique de cette ?le si belle.