Vos avis sur

4.8/5
sur 1035 avis
Morel
06/01/2003
Grace a vous, j'ai retrouvé celle que je
cherchais en vain depuis 40 ans.
Je vous demande de bien vouloir trouver ici
l'expression de ma gratitude.
Avec tous mes remerciements
Ny Aina
09/12/2002
Misaotra ny tompon'ity takelaka ity aloha , mba
ahafahana mijerijery ny zava_misy sao mba misy
mahasoa :-)
Iriana haharitra anatin'ny fifanajana sy
fahamatorana miaro fialam_boly ny fisiany.
Joseph
28/11/2002
Hay misy site tsara tahak'izao ihany isika! Tena nampihaiky olona maro mihitsy ny taletanareo.
Tohizo fa tsara fa ny hampandroso an'i
Madagasikara no tanjontsika rehetra.
nc
22/11/2002
Arabaina fa tena mahomby sady feno loko
mahafinaritra , tohizo tompokolahy tompokovavy
Mahereza e!
Danielle
27/10/2002
Danielle BOURVAL de Luanda (Angola):
BRAVO...pour votre site sur Madagascar.
Reve de prendre contact avec tous mes amis
d'enfance de TULEAR entre 1947-1967.
GROS BISOUS A TOUS....SALAMA.
Jam
27/10/2002
Mahafak'andro e! misy tena manapatsinay ireo
annonces,tokony fidina izay mampihomehy indrindra dia atao amin'ny takelaka iray hialana voly.
Anjaharinoro
26/10/2002
Salut daholo isika rehetra
tena tsara sady mahafinaritra ilay site ka tsara fa tohizo e, dia mba asio 'chat' aloha fa vao
maika izy @ izay tena mahafinaritra be
mandrapihaona daholo e!!!
Théos
13/10/2002
Mahavariana ary mahaliana koa dia fisaorana no
atolotra.
Léon
12/09/2002
Merci pour ce super espace culturel.
J'ai eu beaucoup de contacts très intéressant
par l'intermédiaire de ce site.
.
Bonne contination.
Murielle
15/05/2002
Chapeau particulier pour ce site...unique!
Dernières vues