rubrique Rencontres

Je cherche un homme pour une relations amitiés et avoir plus

Eliana-tambazy ch. un Homme

Description de l’annonce

Description

Salama tompoko
Izaho Dia tovovavy malagasy mipetraka eto
Antananarivo mbola tsy manambady ary
mbola tsy
niteraka. Efa leo ny mipetraka rery ato
antrano dia
mba mitady izay mba ho anjara eto antany
Maniry ny mba hanana fifandraisana
matotra
Amin olona iray.
Izaho dia tovovavy tsotra, zatra niady tamin
ny
fiainana ary tsy tia lainga.
N'y olona tiako dia mba olona tso-piainana
otranahy ihany koa ary tia mivoatra amin'ny
fiainana. Ary olona mba manana tanjona fa
tsy
ifanadala
Efa ela no mba naniriako ny mba hifandray
aman
olona zany fa saingy tsy afa manaotra dio zao
ihany eee .
Misaotra betsaka tompoko dia mirary ny soa
hoantsika rehetra mba samy ahita izay iriny
font
aby tsika rehetra .


En détails

  • Maj: 22/11/2022 1633 Vues
  • Femme 32 ans
  • Taille : 1m63 - 81 Kg
  • Pseudo : Eliana-tambazy
  • Sexe recherché : Homme
  • Préférence : rencontre Amoureuse
  • Zodiac :
  • Ma 1ère Qualité : Franchise
  • mon Look : Naturel
  • Profession : Recherche d‘emploi
Annah   

101 Antananarivo
Madagascar

Complément d’informations

Musique, dance, ...


Localisation géographique
41 membres connectés 324 visiteurs