Description de l’annonce
Description
Miarahaba, Sonyah no anarako. Mitady asa
en ligne mora atao amin'ny finday aho.
Miteny Malagasy sy Frantsay. Vonona
hianatra sy hanatanteraka asa amin'ny
fomba tsotra sy mahomby. Mañana
faharetana sy fikasana mazava amin'ny asa.
Raha misy asa mety amiko, dia faly aho
mandray anjara. Misaotra indrindra.
Toerana:Tamatave
Contact: 0388157251
En détails
- Maj: 27/08/2025 221 Vues
- Offre : Recherche C.D.D
- Secteur : Télétravail
- Annonceur : Particulier
501 Tamatave

Complément d’informations
Disponible immediate meant. Misaotra
0 Photo sur EM13996
Aucune photo pour le moment.