Description de l’annonce
Description
Salama! Inona ny vaovao ve ianareo?
Izaho no Japoney.
Mipetraka eto Japon aho izao,
fa, mitsidika an'i Madagasikara isan-taona aho.
Mianatra momba ny kolontsaina Malagasy sy teny-gasy
aho.
Izaho no mpitovo.
Mitady vadiko aty Madagasikara aho.
En détails
- Maj: 25/07/2022 1583 Vues
- Homme 35 ans
- Taille : 1m71 - 70 Kg
- Pseudo : Masa
- Ma recherche : Amitié
- Ma 1ère Qualité : 1
- mon Look : Décontracté
- Profession : Technicien(ne)
Osaka

Complément d’informations
Teny-Gasy, kolontsaina Malagasy, mozika