Autre selection >Emploi / Affaires > Affaires Informatique Madagascar (connexion pour affichage total)

Emploi / Affaires

Offre Affaires Informatique

SFI (Strong Future International)

SFI( strong future International)
Site web niforona t@ 1998 izy io( pr Géry).
Tanjona
hanampy ny olona ho lasa entrepreneur na
mpandraharaha matihanina.Mila fianarana ela be
nefa zanii mba hanafainganana azy dia nampiditra
lesona bdb ao zareo @SFI mba hahafanao
mianatra sady miasa.
Asa atao: Manangona ny
atao hoe versa point, Rewardcal token, milalao jeux
gratuits, Mampianatra ekipa mba ho tafavoka enao
raha efa mahay, manao vente na Achat( pack)
hakana tombony sns... Mila firizana sy faharetana
reo.Ny tanjona mba hahatongavana @ hoe liberté
financière de mila miezaka mampikatra ny Rang
nao isam-bolana ianao.Ireto avy izany EA BTL
STL, GTL, PTL, DTL.
EA na exécutif affilié no rang
voalohany.

Répondre a cette annonce

Lien Sponsorisé

 

Traduire cette annonce

Partager cette annonce

Plus de Détails ...

  • Pseudo : Antsa1
  • Type : Offre
  • pour Affaires
  • Domaine : Informatique
  • Annonce : Particulier

Antsa1   




Madagascar

0 Photo sur EM11163

il y a 42 membres connectés et 130 visiteurs.