- Forum Tonga-soa.com - Detail discussion 2826
   

Forum Tonga-Soa (Madagascar)

.

PAGE 4
  Tandremo ry anabavy malagasy!   (5126)

Sujet déposé le 10/10/2006 à 19:39:28 par zago

 


BITSIKA ho anreo vehivavy, mpiray tanin'drazana, mitady corres eto @ Internet:

Mba manaova enquétes tsara raha misy vaza mifandray aminareo, fa dia tena mampahonena ireo vhv manana olana goavana tonga aty Frantsa.

Misy @ ireo vaza ireo, tsy an'asa akory dia mitady vady any Dago, satria tsy misy kle ny hahitany aty.

Raha ohatra aloha ka efa hifanarahana, dia ny voalohany, fa ianao mitady taratasy izy mitady revy fotsiny, dia anareo roa ny tohiny.

Fa kosa, raha voajono @ tsy rariny ny vhv malagasy dia mahatohina ny fo ary mampisendotra ny saina.

Io ilay hiran'i Henry hoe : "attention les filles, les mpakafo vous guettent".
Saingy ilay makafo anao dia manalika sy manimba ny fiainanao.
Tandremo aza ?!!

 
 

Les Réponses les plus Récentes. (Tri)  . . .

reponseRe : Re : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De à anita kely le 11/10/2022 à 21:50:15  
 


Bonjour ,

 

 
 

 

reponseRe : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De à zago le 06/09/2021 à 11:13:43  
 


Bonjour , je profite de dire aux membres féminines du site de faire attention à ce Marvin du MA72684, c'est un vrai psychopathe qui se permet d'insulter des femmes et pas que.
Quelques- unes de mes connaissances en ont subi et les messages qu'il leur envoie débordent d'insultes et il se permet de leur attribuer des notes et leur laisser des avis qui sont diffamatoires et infondés.
Respectez- vous mesdames, vous méritez le respect et pas vous faire insulter

 

 
 

 

reponseRe : Re : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De à anita kely le 09/08/2021 à 01:13:40  
 


Bonjour , Zah aza tsy mahita vehivavy manao annonce zan ku!

 

 
 

 

reponseRe : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De Gasymontreal à zago le 16/05/2014 à 14:35:46  
 


Bjr!voalohany zah vehivavy gasy aty andafy koa.
Ka itanao le vehivavy Gasy any Mada mihintsy no tsy misaina indrindra fa le gasy jamais voyage averin'ireo vehivavy ireo angamba fa ny Vaza tsara noho ny gasy nefa betsaka no voafitaka ato,
Avelao hizaka ny vokany any rehefa zay no tadiaviny
les filles saino ihany fa tsy mora no manambady Vaza zahay aty aza apotiny tsy tia,tsy aleo ve maka Gasy bogosse mitovy amin'isika tsy zay maka Dadabe
le plus parts que des Dadabe dans cette site,tsy aleo ve maka gasy bogosse

 

 
 

 

reponseRe : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De Rabesalomon à zago le 13/12/2013 à 19:16:57  
 


ry vhv malagasy mitady vazaha noho ny vola sy ny te ahita andafy,ataovy kambo ze tinareo atao,ahahahaha,fa aza mimenomenona ref avy eo oe ny fanjakana malagasy tsy mandray andraikitra,adalanareo ny anareo ka samia mioty ny nataony...vadio ny vazaha,amidio ny vodinareo sns,hihihihihihiihih

 

 
 

 

reponseRe : Re : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De Rinah à Mimie le 24/08/2013 à 13:30:51  
 


Salama!

Ekeko ilay hoe nandalo ny tsy fananana sy ny zavatra mitranga any Mada,dia mitady fivoahana ...Tsy ratsy ilay hevitra ;ry zareo ary mangalatra ny harena koa maninona moa raha misy ny tafavoaka !Ary raha tena tafa voaka an!Fa ny olana dia izao:
efa nosaratako tery ambony,ny lalà na tokiny iarovana ny mariage mixte no tokony asina fa tsy fandrarana na fanakanana.Ilay vaza tokony anaovana ...
Tahaka ireo izay etranger manambady azy any @ taniny (eto france).
Vao miala dia tsisy titre de séjour na dia victime aza.Eo indrindra !
*Tokony vao misaraka @ gasy 1 dia afficher exemple

 

 
 

 

reponseRe : Re : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De Zago à Rinah le 24/08/2013 à 11:39:20  
 


Ok Rinah,

Ka misokatra ny dinika sy serasera,indrindra
rehefa ny ampela malagasy no mihetsika toy izao valinteninao izao.

Ampitapitaiko any Dago ny hevitrao @ izay olona mikorana ao FB sy ny afa.

OK koa raha atao teny vazaha satria maro ireo olona mba te hahita ny fijery toy izao!

Hasambarana anie ho an'io tanin'tsika io sy ny mpiray tanin'drazana rehetra!

Zago

 

 
 

 

reponseRe : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De Rinah à zago le 23/08/2013 à 21:41:07  
 


Eo @ ilay hoe:enquete ,sarotra no mety avitana an'izany na dia mametraka fanontaniana isan'andro par email sy tel ary.

Hevitra ny ahy ity raha tsy mety dia arivo fa ny tenako aza arina fa raiso ho namanao ihany.

*Tokony hisy lalà na ivoaka hoan'ny mariage mixte avant ny mariage,tahaka izay ataon-dry zareo ihany.

Tokony ho jerevana sy amafisina ny fanaovana fanadiadina momban'ny fidiram_bolan'ilay vaza ary koa tokony asiana fifanarahana ary atao mihintsy hoe :voatery na atao lalà na ny fiarahana mipetraka avant et apres mariage any madagascar 3 ANS en tout.1an de vie commune avant mariage ,surveillance sous loi mariage mixte à  Madagascar pendant 2ans .

Ekeko fa sarotra ny mampiditra lalà na vaovao ka nefa jerevo ny an-dry zareo.

Io fitadiavam-bady vaza io tsy dia olana loatra amiko,fa ny olana dia izao:mahafantatra ny zonao ve ianao ilay te anam-bady vaza?

>>droit et loi AVANT TOUT!


Isika mantsy any madagascar tsy dia ampianarina loatra an'izy io fa fantaro aloa ny droit nao dia zay vao ny loi miaraka aminy.Zay no tena mampisy fanararaotana surtout hoan'ny vehivavy tsy dia nahita fianarana dia very tanteraka!

Lava be ty resaka ity fa manainga ny rehetra izay tia tanin-drazana sy tia ny mpirai-tanidrazana aminy,ndeha isika ifanoana ,ifanoro ...


 

 
 

 

reponseRe : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De Mimie à zago le 05/02/2013 à 10:32:31  
 


Misaotra anao tokoa @ torohevitra fa tena marina ny voalazanao .
Iarahamahalala ny olana mahazo ny vhv gasy aty frantsa raha sendra ny vaza tsy de manahoana e ? nefa na samy eo @ ndry zareo vaza aza de misy ihany koa zany olana zany noho ny krizy aty , betsaka ny tsy anasa e!!!
Kanefa itanao ny fotoana mande ,tsy hita hifanomezantsiny le izy ho an'ireo vhv gasy te hanana tokatrano ,hanambady vaza mety ohatra efa tena leo be ny fiainana niainany tany Mada h@ zay izy ohatra de mba mitady zay mba mety ho anjarany e !!!
Tena sarotra anefa no ahitana zay olona zay indrindra fa hoe vaza ? fa na zany aza misy ihany reo mahita ny atokisana oh efa misy olona fantany aty de iny no miteny,manome azy
Zay ary aloha fa dia mirary soa ho an'ireo vhv malagasy mitady ny andefomandriny eto @ ty site ity aho
Samy tahian'Andriamanitra daholo e
Mimie

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De caline à mimi le 14/07/2007 à 15:20:56  
 


Je ne suis pas d'accord avec Mimi qui peut-être a eu la chance d'avoir re?u une excellente ?ducation...Ce qui n'est certainement pas le cas de la plupart des jeunes filles présentes sur ce site qui apparement ne savent rien de la réalité de la vie en Europe, de la vie avec un partenaire ?tranger (dés fois ça marche mais il faut tenir compte de l'?norme différence culturelle)...
Beaucoup de vazaha le savent et profitent de la credulité de ces jeunes filles, leur promettant luxe et vie meilleure...
Beaucoup découvrent le pot au rose une fois arrivées en France mais ne disent rien de peur du regard des autres, de peur de décevoir la famille...
Combien de Malgaches vivant en France, en vacances à Mada, font mirroiter leur réussite (? vérifier) à la famille, aux amis...et le feuilleton continue à l'infini, les jeunes Malgaches, même les moins jeunes, ne révent que d'Andafy, de nationalité, de vie facile...
C'est bien facile de bl?mer les autres, la réalité sur terrain est bien complexe, quand on n'a connu que la faim et la misére on est prét à TOUT, je dis bien TOUT pour s'en sortir!

 

 
 

 

reponseRe : Re : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De zago à paolix le 13/07/2007 à 07:43:36  
 


Efa 9 volana ity post ity, nefa ny blema ny ampela gasy aty ivelany toa vao maika maro dia maro.

Inona ary no azo atao?

Ataoko fa tsara @ izay manana blema ny manantona maika ny assistante sociale @ toerana misy azy ireo;
Misoratra any @ Ambassade tsika hazahona carte consulaire;
Manao assurance any @ Mutuelle malagasy raha eto France, fa tsy fantatra izay miseho any aoriana ka aleho mitandrina.

Rehefa mahafeno ireo fepetra kely ireo dia mety tsy sahy hanimba ny fiainana lotra ilay vady vaza ratsy fanahy.

Mety misy hevitra afa azo hifanakalozana fa izay 3 izay no itako aloha.

Misaotra anao mampatsiahy ity zava-misy ity!

 

 
 

 

reponseRe : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De paolix à zago le 13/07/2007 à 06:34:37  
 


salut!
ny tenako dia aty an-dafy ; tiako ho lazaina dia maro mihintsy ny vazaha no mitady hanimba anareo vehivavy malagasy izay tsara fiton-dratena;
ka tandremo ihany ny atao ry tovivavy ny gasikara fa aleo anie mahantra an-tanin-tena toy izay fadiranovana antanin'olona; efa misy koa anie izao ny "trafic humain" ka tokony ho mailo tsara isika vehivavy malagasy satria mody asehony vola be dia roboka; indrindra fa isika any @ sisintany ny gasikara ; ka tandremo fa ny vazaha anie ka manao fianan'alika ny sasany eh! nefa misy koa ireo tena tia malagasy manaja ny mah gasy anao
ka izao eh ! gasy ka manja ry zareo ah ! dia mahaiza mifidy vady daholo eh

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Re : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De raiky à Tseheno le 11/02/2007 à 09:23:21  
 


ben si qd meme...c toujours bien qd qqn previent..ca evite generalement ...comment dire...des ennuis et croyez-moi, je suis bien place pour le savoir (en effet, mon oncle est chauffeur de taxi-brousse).

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Re : Re : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De tseheno à jean le 11/02/2007 à 08:44:26  
 


tsara ny kozy ry toi!!
sur e!
Tseheno

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Re : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De jean à Tseheno le 10/02/2007 à 18:06:57  
 


bonsoir,

tu peux mettre en garde mille et une fois.l aveugle ne vois rien.et les mpanendaka doivent aussi assurer le bien être de la famille.bien souvent le gogo se laisse prendre par les bonimenteurs,et la moral est sauve....ne rien connaitre de dago et vouloir convoler que c est beau....chaque euro versèau pays,même par les benets reste un don de Dieu.simplement penser que le mariage est une finalité fait sourire.le vazaha a besoin d exotisme,et les femmes gasy d andafy(ny vola fotsiny)....................jean

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De Tseheno à mimi le 10/02/2007 à 12:39:59  
 


..la morale de `lhistoire...n`aurez vous pas prefere ou souhaite qu`un panneau vous indique "attention"?
tseheno?

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De Tseheno à mimi le 10/02/2007 à 12:37:34  
 


vous conduisez votre nouvelle BMW toute neuve un soir...et il pleut...et la route est remplie d'eau, ainsi vous ne voyez pas ou vous mettez les..pneus...
vous tombez dans le trou en pleine nuit..seule...sans aide....
quant a votre BMW....
quant a votre porte monnaie..quant a vous (les mpanendaka)...
vous allez faire sourire le beau garagiste ainsi que son bon patron
tseheno

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De ddd à mimi le 08/02/2007 à 12:21:48  
 


cv ffd

 

 
 

 

reponseRe : Re : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De mimi à un de plus le 12/10/2006 à 20:38:40  
 


Si j'ai bien compris, ils sont en train de prevenir les femmes malgaches par rapport au comportement des vazahas qui viennent les chercher à mada pour soit disant devenir leur femme puis arriver à l'?tranger, ils les jetent.
Ils me semblent qu'il s'agit bien des femmes majeures.
Personne ne les a forcé, tout d'abord à venir s'inscrire sur ce site, puis à partir avec le premier venu.
Si elle n'est pas capable d'assumer sa responsabilité, c'est dommage pour elle!!!

 

 
 

 

reponseRe : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De anita kely à zago le 12/10/2006 à 18:13:28  
 


dia anampiako ny voalazanao dia tena marina mihintsy!!
mahita a vehivavy maro manao annonce eto, tsy ifanomezan-tsiny satria samy mijery ny avenir ny, moa mafy rahateo ny fiainana any m/car dia mitady tous les moyens hialana tao.
Ny tiako ho marihina kely fotsiny dia zao, tandremo e, tsy ny olona rehetra miteny anareo hoe tiako hianao eo amin'io tchat na internet io dia vady vadiana tokoa izay, mba adihadio tsara aloha, ohatra mba mifankatia au moins une fois aloha dia ny seconde fois izy raha tena tia anao miverina any dago manao mariage, fa tena mampalahelo ny ankamaroan'ny vehivavy sasany!
nahita ?mission za tamin'ny télà miresaka ny vehivavy camerounaise, manao ny tous les moyens hanambadiana vazaha fa zay no moyen hialana amin'ny fahantrana, tsy manenjika andreo a amin'zay fa zay no hitany hoe mahasoa an'azy fa kosa dia tena mampalahelo fa tonga aty ny ankamaroany dia ampijalian'ilay vazaha dia lasa manao "pute " ny farany, eo vao de?ue tanteraka fa tsy araky ny nanampoizana an'azy.
Any Cameroun dia feno vehivavy célibataire ny cyber café, mitady vazaha ho vady, kanefa dia une fille sur 100 no tena hoe tanteraka mariage avy eo, misy aza ny famille mihintsy no mi investir manampy an'ilay vehivavy amin'ny connection amin'ny internet any amin'ny cyber café!
ka tandremo rahavavy isany e, tsara aty mahafinaritra raha sendra ka manam-bitana hianao sendra vady tsara, fa ho aiza rahatoa ka sendran'ny vazaha ratsy loha, hivaro tena?? sady fijaliana ara tsaina ara panahy no mahazo an'ireo tovovavy africaine lasa mivaro tena sisa no atao! ary za dia mahita mihintsy ny masoko, tany Espagne, dia sady ontsa no mangoraka!!
satria dia nanantena ange reo hoe dia hiadana, ho sambatra kanefa dia tsy araki'zay ny zava nitranga avy eo!!
vitsy ny hoe tena niadana amin'ny tokantrano sy fanambadiana marina avy eo, ka mba hadihadio tsara e, tsy hoe rehefa vazaha dia o.k, fa may fotsiny hoe hiala any m/car, fa aiza no alehanao tsy havana tsy namana aty irery avy eo, lasa adala mihintsy!! ka mba hafatra ihany koa ny ahy e, tandremo re e, tsy miteny aho hoe ratsy ny ataonareo raha mitady vady amin'ny internet toy ny zavatra rehetra misy lafiny ratsy sy tsara fa mila manadihady tsara, mba malina fa raha sendran'ny toe javatra ohatr'izany dia tena manenina tongotra aman-tanana sisa! ny vie aty tsy moramora ary tsy misy vola tangosana amin'ny hazo fa miasa mafy hianao vao afaka miaina, ny olana manko ny imagen'ny olona avy aty europe tonga any amin'ny taniny avy eo dia ohatry ny hoe fiadanam-be nefa dia misedra olona maro io olona io fa tsy ho lazainy anao hoe mba sahirana ange izy aty,
izay fa dia mahereza daholo

 

 
 

 

reponseRe : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De Jeannot à zago le 11/10/2006 à 08:29:22  
 


tena marina teninao io ry akama fa mila mitandrina hatrany...
nisy tantaro henoko efa eleela izay...vhv gasy iray nentin`a Italiana tany Italie hoe hanambady azy anga hono, kanjo tonga tany, nariany fotsiny teny an-dalana rehefa vita no nilany azy ary voatery nanao an`ny tsy rarina mihitsy ilay vhvy..jusqu`a hoe nisy gasy hafa sendra nandalo ka nahatsikaritr azy ary io gasy io no nanao an`ny rehetra mba hiamkarany ety Dago.
Izahy tsy miteny ny italiana irery no aotran`izany fa misy olona aotran`izany daholo a@ firenena rehetra ka mahiaza mitandrina.

 

 
 

 

reponseRe : Tandremo ry anabavy malagasy!

 De un de plus à zago le 10/10/2006 à 21:26:23  
 


Bonjour Monsieur vous pouvez sil vous plait espliquez en frrançais ce que vous ditesé
merci d'avance.

 

 
 

 

retour page precedente    
 





© 2024 Tonga-Soa.com v3.3