- Forum Tonga-soa.com - Detail discussion 21395
   

Forum Tonga-Soa (Madagascar)

.

  misy tsy mazava ato @ ty site ty   (3068)

Sujet déposé le 03/11/2013 à 02:09:32 par Misy

 


Miarahaba

Manoratra hoan'ny malagasy rehetra eto izay mifandray @ alalàn'ity (site)ity.Tena mila mitandrina :mba vakio daholo ny sujet rehetra eto ary dia jerevo tsara ny fomba fisainan-dry zareo.TANDREMO

Gaga @ito site milaza fa site malagasy ito koa aho fa dia mampian-trano menasofina mpagalatra sy mpanambany ny malagasy.

 
 

Les Réponses les plus Récentes. (Tri)  . . .

reponseRe : misy tsy mazava ato @ ty site ty

 De Zahoihany à Misy le 22/10/2018 à 23:18:42  
 


Bonjour , zany hono ry webmaster a

 

 
 

 

reponseRe : misy tsy mazava ato @ ty site ty

 De Rabesalomon à Misy le 13/12/2013 à 18:12:13  
 


ireto vhv gasy ireto mitsy aza no tena manao ny tsy mety ato @ireto menasofina miditra ato,mampmé tsssssssssssssssss

 

 
 

 

reponseRe : misy tsy mazava ato @ ty site ty

 De Jennysarkiswp à Misy le 01/12/2013 à 08:54:21  
 


Manahoana Ianao Misy!Marina ny lazainao io fa ilay ankizy ato tsy tonga saina mihintsy efa ataonir'izareo tsinotsinona mbola misisika ihany ny s++y, tsy aloha ve maka Malagasy mitovy taona aminareo tsy zay goaika antitra sy panambany anareo farafaharatsiny mangala kiri-olona .Isika malagasy mba jereo ihany no sahaza anao,ary dinoho tsara ny message ato ary mba vakio tsara,dia mba saino tsara ny dikany message n'iry zareo fa ratsy loha sy panambany olona ry mena-sofina.Ity message ity ho any olona manan-tsaina.Merci,TANDREMO RY MALAGASY

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : misy tsy mazava ato @ ty site ty

 De Forlov à Midiana le 12/11/2013 à 13:08:36  
 


definition ny tenanao irery kosa ngamba le 3 V aloha fa tsy izaho velively

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : misy tsy mazava ato @ ty site ty

 De Midianrehetra à Midiana le 05/11/2013 à 11:57:36  
 


midi a!aleo aloa hazava fa ny midi dia an'ny rehetra!

Tsy misy olana loatra raha 3v ilay izy ny antony dia izao :ry zareo koa ary rehefa tonga eto @ firenen-tsika dia jerevo zato mba ataony.Ka hoy aho:vazaha,vody,vola ok
Tsy ny maha vazaha azy no ratsy fa ny toe-tsainy .

Vody:fa angaha moa ny vazaha irery no mahalala ny momban'ny vody fa na ny raza-tsika ary.

Vola i++ eo @ fiainana izay mana-tsaina aoka an-dinika jerevo ny fahagola dia ho hainao ny rehetra 3V;raha tsy misy vehivavy tsy mandeha ny rehetra .

Alohan'ny amalinao dia tokiny diniana tsara ny feheza-++ sy izay ++ ao anatiny.

Ary raha gasy ianao tsy hitako izay anamafisana fa gasy ianao manoratra io!

 

 
 

 

reponseRe : Re : misy tsy mazava ato @ ty site ty

 De Misy à Pix le 05/11/2013 à 11:49:44  
 


pix a miovaova be loatra ianao zany!fa aleo ilay izy hoy aho atao @ t eny malagasy tsara ihany mba tsy hi++'ny menasofina iditra eto.

Mba ho fitandremana sy mba lalana hoan'ny s++y koa!

mankasitraka tompoko

 

 
 

 

reponseRe : misy tsy mazava ato @ ty site ty

 De Misy à Misy le 05/11/2013 à 11:46:20  
 


On parle pas de couleur ici!

Mba atao ++ gasy daholo ange ilay izy raha mba mety e!Mba natao hoan'ny malagasy izy ity fa tsy iraisana @ menasofina

 

 
 

 

reponseRe : Re : misy tsy mazava ato @ ty site ty

 De Marc à Pix le 05/11/2013 à 07:51:16  
 


beaucoup trop de personnes de couleurs on eux méme ce complexe d inferiorité,on ne peut rien dire ou faire,sans se faire sa se faire dire( c est parce que je suis noir)
comme si c etait un bouclier pour sauvegarder leur malveillance.
mais dieu merci y pas que des imbéciles chez les malgaches africains ou antillais.
la connerie humaine n est pas limitée a une race,mais n est reçu et entrerenue que par ceux qui le veuillent bien.

 

 
 

 

reponseRe : Re : misy tsy mazava ato @ ty site ty

 De Forlovv à Pix le 05/11/2013 à 07:47:22  
 


siora mintsy pix a!!!

 

 
 

 

reponseRe : misy tsy mazava ato @ ty site ty

 De Pix à Misy le 05/11/2013 à 05:18:43  
 


marina mihintsy izany,
tsotra ny azo lazaina, ianareo ve raviavymalagasy efa tena tsisy henatra intsony a.
misy fitadiavam-bola hafa ankoatry ny mivaro-tena anie!
vady izany tonga ho azy na tsy tadiavina aza, tsy fitiavana madio ny anareofa fitiavana euro, lasa ny vehivavy gasy no simba @ ataonareo vitsy an'isa.
vous, les étrangers, rien ne vous retient pas ici, alors rentrez bien chez vous, si vous voulez rester, mettez vous bien dans le crane que nous les malgaches ne serons jamais, je dis bien jamais inférieurs à vous.
si vous êtes venus ici, c'est qu'il ya quelques choses qui vous intéressent alors moderez bien vos paroles

 

 
 

 

reponseRe : Re : misy tsy mazava ato @ ty site ty

 De Midiana à Forlovv le 04/11/2013 à 07:17:53  
 


Aza be menomenona eto ry gasy tia vola mianakavy an,m++ tsiny lava ny vazaha fa mba mandiniha tena fa efa voahozona ry 3 V mianakavy an(Vazaha,Vody,Vola),tsy misy afa tsy ireo no definition ny gasy,mahamenatra!

 

 
 

 

reponseRe : misy tsy mazava ato @ ty site ty

 De Forlovv à Misy le 03/11/2013 à 20:15:40  
 


izaho dia miombon++ aminao
tena tsy mamely zareo menasofina fa ratsy loha

 

 
 

 

     retour page precedente    
 





© 2024 Tonga-Soa.com v3.3