rubrique Avis de Recherche

Filazana zaza very

Recherche Amis

Description de l’annonce

Description

ANDRIAMAMINIRINA Solotiana Sarah : •Zazavavy 10 taona
•Zarazara hoditra
•Manao tee-short fotsy sy zipo mainty
•Olioly volo , tsy mirandrana
•Tsy manao kappa
•Salama saina tsara
Na iangaviana izay mahita azy mba hiantso ny
Téléphone: 032 02 621 13 na 033 07 503 32 na
hanatitra azy ao amin’ny FKT Soamanandrariny na nymanam-pahefana akaiky azy.


En détails

  • Maj: 30/12/2010 1485 Vues
  • Type Recherche : Recherche Amis
  • Annonceur : Particulier
  • Pseudo : Mampy
nc  nc 


Madagascar

60 membres connectés 560 visiteurs