rubrique Avis de Recherche

Hafatra ho an' ilay namakoizay

Recherche Amis

Description de l’annonce

Description

2RL NY FANAFOHEZANA NY ANARANAO. MPINAMANA ISIKA.RAHA TSY DISO NY FITADIDIAKO DIA FEONKIRAN' I
THIERRA BRUNO NY SONNERIE AN' NY PORTABLE NAO ,
INDRAY MANDEHA AHO NALAINAREO TEO ANALAKELY
SHOPRITE , NISY FOTOANA NANONTANY AHY NY LANJAKO
IANAO , FA NY TENA GOAVANA DIA NISY INFORMATION
NANONTANIANAO AHY. ASA RAHA AMPY HAHAFANTARANAO
AHY IREO;
RAHA FANTATRAO AHO DIA NANAO AHOANA VITA VE NY
NILANA NY INFO


En détails

  • Maj: 04/11/2009 1209 Vues
  • Type Recherche : Recherche Amis
  • Annonceur : Particulier
  • Pseudo : Mba_tadidi
Namanao  nc 

101 Antananarivo
Madagascar

52 membres connectés 406 visiteurs