Description de l’annonce
Description
Mitady an' i Abel izay manana Entreprise antsoina hoe ANDRISON tao Mahamasina Antananarivo fa izy
mipetraka eny Itaosy.Efa 8 taona izay no tsy
nahazoako vaovaony sy tsy tany M/car moa very koa ny carnet d' adresseko ka dia misaotra mialoha
anareo pamaly.Fianakaviany aty an-tany lavitra ny tenako.
Hanta
En détails
- Maj: 12/08/2004 867 Vues
- Type Recherche : Recherche Amis
- Annonceur : Particulier
- Pseudo : Hanta

Aucune photo pour le moment.