Description de l’annonce
Description
salama ! mitady ramatoa na tovovavy feno
28ans hatr@38ans misy zaza 1 na tsia
, mpampianatra eny@secondaire na mihoatra, na
koa mpamboly sady mpiompy vita
fiofanana, 1, 65m mihoatra, zarazara hoditra na
fotsy fihodirana, vazaha na gasy na metisy, tia
sport, tsy mihaingitraingitra@fiainana,
tsotra fiaina nefa tia fivoarana
mahasoa, mandala ny fahamarinana, tsara
tarehy, vaventy vatana fa tsy matavy, tia
monina eny ambanivohitra, tsy mifidy
fihaviana;manana anton'asa aho ary manana
zaza 2 lahy fa tsy olana ny fihaviany zaza 2
refa miaraka , ny resaka sisa dia@
fifandraisana no omekoo ianao , dia miandry
ny valiny aho ! misaotra mialoha!om++
fone-nao azafady !veloma!
En détails
- Maj: 02/11/2013 3844 Vues
- Homme 62 ans
- Taille : 1m63 - 78 Kg
- Pseudo : Jaona
- Sexe recherché : Femme
- Préférence : Vie commune
- Zodiac :
- mon Style : Naturel
- Profession : Agriculteur
101 Antananarivo

0 Photo sur MA40494
Aucune photo pour le moment.