Description de l’annonce
Description
Bonjour je suis une Femme célibataire , manajaka roa ao , je recherche une l'homme sérieux travail bien, ary tiako olo tia zaza , tsitiako olo befitiava tena, tsitiako olo mavady , tsitiako olo tsimahay miara monina @ n'olo , tsitiako olo mpamitaka, tiako olo tsotra Sady tsara fagnahy sy fitodra tena , Ary makatia vady , raha vonona @ zany , afaka magataka ao ianao ira amelotena Sady manao mariage, Ary tsara amariniko eto fa tsimahay miteny vahiny betsaka ao, fa zaihy teny apetraka nao amoko afaka mamaly anao ao , Ary Zaho tsimila olo be conditions, fa mila , fa mila olona tsotra otra ana fotsiny , misotra tompoko 🙏!
En détails
- Maj: 11/06/2026 222 Vues
- Femme 29 ans
- Taille : 1m55 - 52 Kg
- Pseudo : Olandras
- Sexe recherché : Homme
- Préférence : Mariage
- Zodiac :
- Ma 1ère Qualité : Générosité
- mon Style : Sportif
- Profession : Commerçant
204 Ambilobe

Complément d’informations
Célibataire