Mitady maika
Mitady Tany ho vidina
👉 600-700m²
👉 Manodidina an'Alasora na Betsizaraina
👉Tsy miala alavitra ny arabe pave
👉 Tongan'ny fiara
👉 Akaiky Jiro
👉 Afaka Tonga dia hanorenana
👉 Tsy akaiky fasana
📣 Maika
☎ 0384473634
WhatsApp : 0329554448

