Autre selection >Immobilier > Toutes Offres Bien Immobilier

Immobilier
Propose : Vente Terrain Antananarivo
TANY MORA BE AMPEFY
👉Ho anao izay :
🔻Maniry hamboly amin'ny toerana malalaka
🔺Hipetraka, hanorina trano ivelan'ny tabataba andrenivohitra
🔻Hanangana tetik'asa manonkana
🔺Te hametraka lova hoan' ny taranakao rahatrizay.
👉Mahasoa ity 😊
🏡 Tany lehibe 10ha, 5ha
Afaka mizara ho 1ha habeany alainao
Efa azo hanorenana
🚗 Tongan'ny fiara
Tany mamokatra
Taratasy ara-dalana (titra)
Ahazoana rano raha Manao lava-drano
Vidiny tena mora : 2 000 Ar/m2
‼️Azo hifanarahana ny fandoavana azy 😊
Toerana : Atalata Ampefy
📱034 28 140 00
Lien Sponsorisé
Traduire cette annonce
Partager cette annonce
3 Photo(s) sur IM15293
il y a 8 membres connectés et 31 visiteurs.