Description de l’annonce
Description
Salama tompoko ô, mitady asa aho 20 ans, somary tsy dia tena capable be en français sy anglais fa mahay ihany anefa
Vonona ny hiasa tsara ary tena mazoto aho
Nianatra momba ny restauration aho dia vao vita fianarana
Efa nanao serveuse sy cuisinière ihany fa tsy ela be
Misaotra mialoha
En détails
- Maj: 09/10/2026 21 Vues
- Offre : Recherche C.D.I
- Salaire : 400 000 Ar
- Secteur : Restauration
- Annonceur : Association
- Site internet : https://gmail.com...
101 Antananarivo

0 Photo sur EM14414
Aucune photo pour le moment.