mitady olona na mpivady hiasa mombany fiompiana
mitady lehilahy tia miasa na couple misy zanaka tsy
maninona , mikarakara ny akoho gasy zany hoe
mitarimy sy mikarakara ny vorona ao a diego
, tsy manofa trano , rehefa mifandray dia
manambara ny karama n'aiza n'aiza no hipetran'ilay
olona dia afaka hafarina izy sy ny
fianankaviany;
je cherche quelqu'un ou couple qui sont motivés de
s'occuper de poulailler sur diego suarez 10km de la
ville , maison a fournir , salaire a
negocier a l'entretien , on peut payer votre frais si
vous etès dans les autre region, vous pouvez
m'ecrire avec a mon email
ruffine.maillard@yahoo.fr .

