rubrique Auto / Moto / Bateau

Vente et pose ressort boudin

Vente - Pièces_détachées

Description de l’annonce

Description

Miarahaba,
Mivarotra sy mametaka RESSORT BOUDIN hoan'ny fiaranareo izahay, na
RENFORT ihany koa, ka aza misalasala miantso ny 0386984323 manontany
izay ressort ilaina.
Afaka manakatra ihany koa ny ahavon'ny fiara raha toa ka ilaina izany.
Afaka manantona manatitra na mametaka na manao ny asa mifandraika
amin'izay araka izay hifanarahana raha eto Antananarivo sy ny manodidina.
Raha mila fanazavana betsaka kokoa dia asaina ianareo hanindry ny rohy
ahafahana mifampiresaka aminay fa ho raisina ary ho valiana araka ny tokony
ho izy.


En détails

Jean Dominique  Ravonjinirina Lot II A 146 Tanjombato

102 Antananarivo
Madagascar

Localisation Géographique
47 membres connectés 363 visiteurs