Miniature Annonce

Fianarana teny frantsay@internet

Message à tous

Description de l’annonce

Description

Eh!! mitady asa ve ianao nefa sarotra mahita satria tsy mahafehy teny frantsay, nefa koa tsy manam-potoana andehanana an-dakilasy?
AZA MATAHOTRA 😌😌 .... ITY MISY VAHAOLANA 😉😉
Tsy mihetsika ny trano akory ianao na any @ izay toerana misy anao dia afaka " mianatra manoratra tsy misy diso 👌 📝 ao anatin'ny 5 volana
🗓️🤓 fotsiny "
>>> eny ao anatin'ny 05 volana @ sariny 10 000 Ar isam-bolana ihany (raha tsara vintana ianao dia afaka mianatra maimaim-poana 🤫)
RAHA MILA FANAZAVANA FANAMPINY DIA MANDEFASA HAFATRA


En détails

  • Maj: 09/11/2020 1126 Vues
  • Type Affichage : Message à tous
  • Annonceur : Particulier
  • Pseudo : Zazamity
Zaza  Mity 

101 Antananarivo
Madagascar

Localisation Géographique
45 membres connectés 531 visiteurs