Description de l’annonce
Description
Hanolo ny entana taloha ve ianao, Sa haato ny
tsenanao,
Na hoe hifindra trano ianao ka misy entana tsy ho
entinao?
AZA AVELA HO VERY MAINA IZANY!
💰💰💰💰💰💰💰💰💰💰💰💰💰
MIVIDY ENTANA EFA NIASA IZAHAY!
♻♻♻♻♻♻♻♻♻♻♻♻♻
Ireto avy no raisinay:
👇👇👇👇👇👇👇👇
- Fanaka (seza, latabatra, armoire, bahut )
- Kojakojan-dakozia (frigo, lafaoro, gaz, rice cooker,
sns)
- Fitaovana elektronika (TV, radio, ordinateur, finday )
- Entana isan-karazany hafa (akanjo , kiraro , poketra,
boky sns)
Tonga dia mandoa vola izahay. Tsotra, haingana, tsy
manahirana!!!
Antsoy izahay amin'ny :
032 50 759 86
033 14 376 56
034 68 141 74
#SadyManadioTranoNoMampidibola
En détails
- Maj: 16/05/2025 336 Vues
- Offre : Achete Divers
- Prix : 1 Ar
- Annonceur : Professionnel
- Pseudo : Mividyentana
101 Antananarivo

Complément d’informations
Mividy Entana