Description de l’annonce
Description
Miarahaba antsika, faly manolotra anao ity boky
ity izay '' guide arboriculture'' na toro-lalana
momban'ny hazo fihinam-boa, izay natokana ho
an'ireo technicien agricole na tantsaha na olo-
tsotra. Izay ahitana n'y fomba fambolena ny hazo
fihinam-boa izay tena feno tsara ny fanazavana.
Amin'ny vidiny : 30 000ar. Pdf 90 pages
Raha Mila fanazavana fanampiny dia
mandefasa hafatra miafina amin'ny mail :
heryrana55@gmail.com na Facebook
:https://www.facebook.com/profile.php?
id=61559587343713, '' jeunes technicien'' .
Misaotra tompoko.
En détails
- Maj: 07/05/2024 469 Vues
- Offre : Vends Livres
- Annonceur : Particulier
- Pseudo : Heriniaina
101 Antananarivo
