- Forum Tonga-soa.com - Detail discussion 21712
   

Forum Tonga-Soa (Madagascar)

.

PAGE 3
  Pour les filles Malgache   (3322)

Sujet déposé le 20/12/2013 à 12:06:47 par Wecapvert

 


Bonjour a tous! Nareo ve tsy mba menatra mampiseo ny vodinareo,sa efa afa menatra mba dinio ihany ny zavatra tokony atao,tsy ny fampisehona ny vody no azahonareo vady,fa ny fanajanao ny tenanao no tsara.Mba malala menatra fa very hasina ny tenantsika vehivavy Malagasy,ny s++y no manao ny ataony dia isika rehetra voa-hosom-potaka.Olona manantsaina ianareo ary tsy zazakely ary manana ny voninahitrareo.Merci

 
 

Les Réponses les plus Récentes. (Tri)  . . .

reponseRev : Re : Re : Re : Re : Re : Re : Re : Re : Pour les filles Mal

 De à Hrvla le 01/02/2023 à 20:59:20  
 


Bonjour ,

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Re : Re : Re : Re : Re : Re : Pour les filles Malg

 De Coktel à Hrvla le 26/05/2014 à 22:53:48  
 


Tsy mba menatra ve enao,
mba malala menatra fa mba misy gasy koa ato,marina ny teniny Mia fa mavoanareo vehivavy tsy mba misaina akory fa mandray atendrony

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Re : Re : Re : Re : Re : Pour les filles Malgache

 De Hrvla à Mia1, le 26/05/2014 à 07:47:03  
 


c bien,et vas te COUCHER

TSY NANGATAHIN-NDRAFOZAN DAHY,ka mamaly faty.Ndry angaha ny lasa miverina intsony.Mahay mampiady olona mihitsy tenisany ireto .Mafy hoy aho rehefa be fialonana.
Trano kisoa ao argenteuil,ao daholo misisika hoavy fani 2 ao ndray ny oska fa mba avelao re ny bozaka hoan ny omby e!

F ngah tsy ni denoncer na ndray Ramadison?
Sary miboridana,ny vola sy ny vody ry ty no miaraka fa atao inona vvv tsy mahay milely na bandy tsy misy vola a./

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Re : Re : Re : Re : Pour les filles Malgache

 De Mia1, à Hrvlza le 23/05/2014 à 18:00:40  
 


OUI, Maman je vais brosser mes dents

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Re : Re : Re : Re : Pour les filles Malgache

 De Mia1, à Hrvlza le 23/05/2014 à 18:00:35  
 


OUI, Maman je vais brosser mes dents

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Re : Re : Re : Pour les filles Malgache

 De Hrvlza à Mia2 le 22/05/2014 à 16:27:27  
 


Je suis une Femme Malagasy mais pas une fille mal gacher comme toi.Donc,fillette vas brosser tes dents et lave bien ta bouche,trop d...
et vas dormir.

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Re : Re : Pour les filles Malgache

 De Mia2 à 1hrvl le 21/05/2014 à 09:50:47  
 


Tu pense que si tu montrait te photo nue tu vas trouve un homme hahaha laisse moi rire,il vas te traites comme ++,je ne suis pas jalouse mais je juste dire sa parce que je suis hontes des voir les fille Malgache entraine de perdus ses valeur et ses morale voila tu peut comprendre,je suis une fille Malgache comme toi donc je suis hontes

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Re : Re : Pour les filles Malgache

 De Mia1 à 1hrvl le 21/05/2014 à 09:37:46  
 


Mdrr,tsy dia hoe misolelaka ron,fa mba milaza ny marina anaka ron aty apotiny anao ve tsy mba mahatsapa fa afabaraka isika viavy Malagasy @reo viavy miboridana reo ron mahaiza mahatsapatena ree fa afabaraka isika aty ataon'izareo resaka ,tsy mialona ron zah zah ron efa manambady anaka tsy mitady intsony ron

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Re : Re : Pour les filles Malgache

 De Mia1 à 1hrvl le 21/05/2014 à 09:37:42  
 


Mdrr,tsy dia hoe misolelaka ron,fa mba milaza ny marina anaka ron aty apotiny anao ve tsy mba mahatsapa fa afabaraka isika viavy Malagasy @reo viavy miboridana reo ron mahaiza mahatsapatena ree fa afabaraka isika aty ataon'izareo resaka ,tsy mialona ron zah zah ron efa manambady anaka tsy mitady intsony ron

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Re : Pour les filles Malgache

 De 1hrvl à Mia! le 21/05/2014 à 06:14:45  
 


hay ve tena ty ka tsy misy atao tahak izao e!mafy rehefa be fialonana.Manfhana mamono tena rehefa tsy marary fo amin izay tsy lany vola ny olana.Itako tena ty no tsy mandroso mihitsy.Misolelaka!Nefa Boffff.

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Re : Pour les filles Malgache

 De 1hrvl à Malalazah le 21/05/2014 à 06:06:12  
 


merci pr le puzzle.
ty vary 1kapokadw

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Pour les filles Malgache

 De Malalazah à Hrvl le 20/05/2014 à 13:23:55  
 


Enao ve le sipa miboridana be ato iny lol
fa maninona raha mba ikaoka apango kely any aminareo any zah

 

 
 

 

reponseRe : Re : Re : Pour les filles Malgache

 De Mia! à Hrvl le 20/05/2014 à 13:01:47  
 


Hummm!
Fa anga moa reo lazaiko reo tsy marinaka,on ai l'habitude de parlait anglais nefa tsy hadino ny fitenintsika ka,
Efa very saina hw le vehivavy malagasy any Mada any

 

 
 

 

reponseRe : Re : Pour les filles Malgache

 De Hrvl à Mia- le 20/05/2014 à 11:39:55  
 


hay ve tena ty ka vendrana be ohatra'izao rehefa manoratra malagasy e!

 

 
 

 

reponseRe : Pour les filles Malgache

 De Mia- à Wecapvert le 16/05/2014 à 14:15:36  
 


Je suis d'accord avec toi,
nefa ny zavatra mampanahelo dia ireo tsy hatsaro tena zany na inona na inona no teneninao amin'ireo dia rano raraka @ tany zany ary tsy hatsaro @zany mihintsy reo fa efa very saina no efa tsy mahalala menatra intsony

 

 
 

 

reponseRe : Pour les filles Malgache

 De James à Wecapvert le 22/12/2013 à 18:04:26  
 


Enao kou no miasa saina @zany,vodiny io,vody atakalo devis sy fahitana andafy io,aleo izy hanao ze tiany,fiainana gasy efa be fahantrana ty kosa ve hiaritra ny tsy hanana eto sika,zara aza mba misy vazaha mividy ny vodiny.haahahahahaha.Sika gasy anie efa very hatry ny ela ny hasina zany eh,noho ny vahiny...Vie ta vie c tout,aleo izy ivarotra ny tenany.

 

 
 

 

reponseRe : Pour les filles Malgache

 De Rubis à Wecapvert le 21/12/2013 à 16:07:30  
 


je suis d'accord à 200%,je confirme et j'adopte, au moins il y en encore quelqu'un qui a la tête sur les épaules et le pieds sur terre

 

 
 

 

retour page precedente    
 





© 2024 Tonga-Soa.com v3.3